Gazetin’ny nosy

Na inona na inona fanazavana entin’ireo mpanao politika ao anatin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM)

Miainga avy any ambony hatrany ny fanomezana modely tsara tokony harahin’ny rehetra, 

Isan’ny niteraka fanamarihana tamin’iny faramparan’ny herinandro lasa iny ny nahatongavan’ny filohampirenena Andry Rajoelina

Tena mazava izao ny raharaha ao amin’ny depiote ao fa tsy misy intsony izay maha solombavambahoaka

Afaka telo herinandro eo dia miverina misokatra indray ny fandraharahana ny trondro aty Antsihanaka.

Omaly no notokanana tany amin’ny distrikan’Ambatolampy, faritra Vakinakaratra ny asa fanitarana ny ozinina vaovaon’ny orinasa STAR sy ny lalana 2 […]

Efa tsy rariny intsony ny ataon’ireo zotra fitanterana 119, 128, 147, 178, 146, 193 miantsona etsy Ambohijatovo isan’andro.

Nitohy omaly zoma tontolo andro ny fifanatrehan’ny solombavambahoaka tamin’ireo mpikambana mandrafitra ny governemantan’i Ntsay Christian, izay nanomboka ny alakamisy teo, […]

Maro ny mponina na ny fokonolona any anivon’ireny tany anjakan’ny dahalo ireny ka nandefasan’ny mpitondra fanjakana mpitandro ny filaminana

Ny faramparan’ny volana novambra lasa teo no nihatrika fiofanana ho fanamafisana traikefa sy fahaizamanao momba ny fitandroana ny filaminana sy […]