Gazetin’ny nosy

Fihaonana voalohany teo amin’ny ben’ny tanàna amperin’asa ao amin’ny Kaominin’Ivato, distrikan’Ambohidratrimo, faritra Analamanga, Penjy Randrianarisoa, tamin’ny vahoaka ao an-toerana ny faran’ny herinandro teo. Fifampiarahabana noho ny taona vaovao […]

Vonjeo haingana ny fahasalamam-bahoaka Vanim-potoana ibaribarian’ny faharefoana ara-pahasalamana ny ankehitriny eto Madagasikara. Maro ny antony mahatonga izany. Ny farafahakeliny dia […]

Efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fifidianana isika eto Madagasikara, ankehitriny, porofon’zany ny fampisehoan-kery amin’ny alàlan’ny famoriam-bahoaka izay ataon’ireo kandidà […]

Jirama Vao mainka mamono olona ny delestazy Tsy nitsahatra indray tato anatin’ny hateloana ny fahatapatapahan’ny herin’aratry ny Jirama na delestazy […]

Tonga saina ny maro amin’ny fianakaviamben’ny mpanohitra fa « toa tadiavin’Ingahy Ravalomanana hatao fitaovana politika hiakarany eo amin’ny fahefam-panjakana fotsiny […]

– Voalohany, tsy marina ny fanambarana fa tetehina amidy ny CEG fa ny fanamafisana sy ny fanatsarana ny CEG ary […]

Ny fitondrana ankehitriny no ahiahian’ny Malagasy maro fa ao ambadikin’ny fivarotana olona varira ity. Tsy azo disoana izany fomba fijery […]

Tsy ho ela dia higadona ny  29 martsa 1947, izay fahatsiarovana ny Malagasy tia tanindrazana  maty sy nitolona ho fanafahana […]

– iza, moa, ity anaran’ny vadin’ise, Razefa, fa adinoko? … RAZANANY, moa ? – RAZANANY, r’ise a ! – Ary […]