Gazetin’ny nosy
Mivelona amin’ny fanampiana sisa ny fitondrana Tapitra tsy afa nihetsika intsony ny vinam-pampandrosoana “velirano-13” izay nentin’ingahy Mamimbahoaka ho entina hampandrosoana […]
Niteraka resabe teto amin’ny firenena, indrindra fa tao anaty tambazotran-tserasera sôsialy Facebook ny lahateny nataon’ny filoham-pirenena teny amin’ny kaominina Andoharanofotsy, […]
Ny zoma 17 martsa dia nanao rodobe taty Ambatondrazaka ny praiminisitra Ntsay Christian sy ireo tompona’andrikitra ny filaminana telo lafy […]
Viravirain’ny firenena matanjaka fotsiny ireo mpanao politika mitondra sy ireo sasantsasany mitsangana hofidiana ho filoham-pirenenna. Mbola misy ve mpanao politika […]
Raha vao miresaka an’ingahy Ratsirahonanana Norbert Lala dia ny korontana tamin’ny taona 1991 no tena nahafantarana azy voalohany teo amin’ny […]
Maizina ny andro, sady faran’ny volana. Teo am-piviliana hody any aminy indrindra, dia taitra ingahy Razefa, fa io nisy olona […]
Mitily izay kandida afaka miaro azy ny vahoaka Azo ambara ho lafi-tsara iray amin’ny fihetsiketsehana politika amin’izao ankatoky ny fifidianana […]
1million 250 ka hatramin’ny 50 millions fmg. Tsy manaraka ny fenintra araka ny fametrahana ny olona hiandraikitra ny asam-panjakana ny raharaha fanaganana sata manokana […]
Velon-taraina ny fokonolona ao amin’ny Ambohidratrimo eto Analamanga satria ny ho avin’ny zanak’izy ireo no toa ho lasa takalon’aina. Ny antony dia miketriketrika ny hahazo tombontsoa mihoa-pampana amin’ny tsy ara-drariny sy tsy […]