Gazetin’ny nosy

Ny fanambarana nataon’ny filohan’ny FFKM ihany manamafy fa mpandainga izy ireo araka ny lahatsoratra nivoaka tato amin’ny La Gazette de […]

Toy ny inona ny fizahozahoan’ny orin’asa QMM ary mandany volabe mihitsy isehosehoana sy anaovana dokam-barotra etsy sy eroa

Lalana maro eto andrenivohitra no ahitana ity fahapotehan-dalana ity.

Nahazo sehatra teo amin’ny resaky ny mpanara-maso ny raharaham-pirenena ny akon’ilay taratasy avy amin’ny solontena maharitry ny Bankay Mondialy miasa […]

Miteraka resabe any amin’ny Faritr’Ihorombe ny, nanomboka ny zoma hariva lasa teo,

Tranga nampalahelo no niseho teny Tanjombato, ny alakamisy alina, tokony ho tamin’ny 8 ora teo ho eo. Noho ny adalàn’ny […]

Tsy vao androany no niresahana ny fanaovana tantely afa-drakotra ny palissandre avy ao amin’ny ala arovana (Tandavanala Ankeniheny Zahamena) fa […]

Hoy i Zefa, raha tafaresaka tamin’ity namany mpiara-nianatra taminy fahiny :

Nandefa taratasy ho an’ny minisitry ny vola, Rindra Hasimbelo Rabarinirinarison ny  tompon’andraikitry ny Banky Mondialy eto Madagasikara, I

Tara loatra raha ny fandraisana andraikitr’ireto mpiaron’ny zon’ny mpanjiafa ireto ankehitriny.