Gazetin’ny nosy

Tato anatin’ny volana vitsy teo ho eo izao dia betsaka amin’ireo ray aman-dreny manan-janaka mianatra ao amin’ny Lycée Technique Commercial […]

Mivoatra dia mivoatra tokoa ny raharaha pôlitika eto Madagasikara ankehitrny. Miforona ankehitriny ny fikambanana ambaniandro izay hanohana kandidà “côtier” na […]

Nitondra tsikera mafy ho an’ny fitondrana mijoro eto amin’ny firenena ny minisitry ny tontolo iainana teo aloha, ny dokotera Joseph […]

Tamin’ny zoma faha 02 martsa 2018 lasa teo dia fanafihan-dahalo mahatsiravina no nitranga tao amin’ny tanànan’Ambatofinandrhana. Nisy olona roa no […]

Maro ny mpanara-maso ny raharaham-pirenena no mahatsikaritra fa sanatriavin’ny vava toa manao vazaha mody miady ihany Rajoelina sy Rajaonarimampianina. Tsy […]

Tsy mbola mifarana ny raharaha fanesorana ny lehiben’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana tampony teo aloha, Ranary Robertson Rakotonavalona. Ity farany […]

Endri-javatra iray tsikaritra teo amin’ny fihetsiky ny mpitondra fanjakana nifandimby teto ny fiezahan’izy ireo mitondra fanazavana amin’ny vahoaka rehefa misy […]

Maneran-tany dia manana fahalalahana hivarotra gazety aùmin’ny toerana rehetra ny misahana izany mandehandeha na “crieurs”. Hatrany anatin’ny birao fiasana any […]

Trangam-piaraha-monina iray mbola mahazo vahana ny fitsaram-bahoaka eto amintsika. Tsy mahita vahaolana hiadiana amin’izany raha teo koa ny mpitondra ka […]

Na dia efa betsaka aza ireo tratra tao anatin’ny taona maro, mbola misy foana ny Malagasy no manana fahasahiana mitondra […]