Gazetin’ny nosy

Tao anatin’ny filaminana tanteraka no nankalazana ny herinandro masina teto Farafangana renivohitra ny faritra Atsimo Atsinanana. Samy nanatontosa izany isa-piangonana.Tsy […]

Avo lenta tokoa ve ny politika rehefa ny toeran’ny filohampirenena sy ny praiminisitra no katsahina ? Fa politika iva lenta ve […]

Azo antoka fa tsy maintsy hahazo fankatoavana eny anivon’ny Antenimierandoholona iny tolo-dalàm-pifidianaa nahabe resaka teny amin’ny Antenimierampirenena iny, ary hoeken’ny […]

Fahafaham-baraka tsy misy toa izany indray ny an’ireo solombavambahoaka mpanohana ny fitondran-dRajaonarimampianina. Miparitaka any anaty tambazotran-tserasera “facebook” nanomboka omaly ny […]

Nisy didim-panjakana iray noraisin’ny filohampirenena teo anivon’ny fivorian’ny filankevitry ny minisitra omaly, izay nanaisotra tamin’ny toerany amin’ny maha-kaomandy ambonin’ny zandarmariam-pirenena […]

Ny hisorohana ny fipoahana ara-tsosialy na ny hatezeram-bahoaka no voalaza fa antony namerenan’ny fitondram-panjakana ny vidin-tsolika tamin’ny faha-2 aprily teo […]

Miverina indray ankehitriny ny fitenenana hoe “tandremo sao tra-parany eo”. Tena manomboka mangotraka ny raharaha pôlitika eto Madgasaikara ka efa […]

Mitodika any Fianarantsoa avokoa ankehitriny ny mason’ny mpanao pôlitika rehetra eto Madagasikara. Na ny mpomba ny fitondrana na ny mpanohitra […]

Iray tamin’ireo raharaha niteraka resabe teto amin’ny firenena, tapa-bolana lasa teo izay, ny raharahan’ny depiote Rabetafika Robertine izay voafidy tany […]

Iray amin’ireo olona mijoro ho mpiaro fatratra ny fitondrana ankehitriny ny filohan’ny fikambanana Kung-fu Wisa, ny maitre Avoko Rakotoarijaona. Tao […]