Gazetin’ny nosy

Isan’ny vaovao nahoraka ary nivoaka an-gazety nanomboka ny alakamisy teo ka hatramin’ny omaly ny fisian’ny volabe mananika ny 12.000 tapitrisa […]

Maro amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra etsy amin’ny Lycée Français etsy Ambatobe no sahirana mafy ankehitriny noho ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina diso […]

Fihantsiana vahoaka! Izany no azo ilazana ny fihetsika ny mpitondra fanjakana. Nahoana angaha, hoy ianao ? Tamin’ny voalohan’ny volana aprily, […]

Mbola misy olom-pirenena Malagasy ve na vahiny mandalo na mpanara-baovao any ivelany ka mihevitra fa milamina sy mandry fahalemana ny […]

Mihazakazaka mafy mankany amin’ny fifidianana miaraka amin’ilay hoe “Fisandratana 2030” ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina sy ny antoko HVM (Hery […]

Tsy mbola niravona ny fifanolanana misy eo amin’ireo kaoperativa mpitatitra mampitohy an’Arivonimamo sy Antananarivo sy ireo tompon’andraikitra ara-panjakana voakasika amin’izany. […]

Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety omaly alatsinainy faha 09 aprily 2018 ny minisitra ny Angovo sy ny rano ingahy […]

Tena nanehoan’ny solombava Hvm sy ny mpiara-dia aminy ny fahaiza-manaony omaly tontolo ny sehatry ny fanaovan-dalàna teto Madagasikara. Noho ny […]

Nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly ny sekretera jeneralin’ny antoko Monima, Gabriel Rabearimanana. Izy izay nanoritsoritra ny fomba fahitan’ireo mpikambana ao […]

Raha ny Lalàmpanorenana no arahina dia afaka 8 volana farafahatarany no hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena fiodinana voalohany. Efa mitodika any […]