La Gazette de la grande ile

Salon de l’Etudiant et de l’emploi : Vers l’orientation des futurs étudiants

Publié le 31 octobre 2019 - Rubrique: Divers

Il est question de mieux orienter les futurs étudiants  afin de rentabiliser les investissements en temps et en argent, que ce […]

Ambarao mazava ny hevitrareo mpitondra

Publié le 29 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Maro amin’ny mpanara-maso ny raharaham-pirenena indray lasa fisainana tamin’ny tenin’ny Praiminisitra Ntsay Christian tao amin’ny onjam-peo iraisampirenena frantsay « Rfi […]

Lalam-pirenena faha-44 : Tsy ankasitrahan’ny fanoherana ny fanamboarana azy

Publié le 29 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Rehefa mijery ny fihetsik’ireo mpanao pôlitika milaza ho mpanohitra ny fitondrana mijoro ankehitriny dia mipetraka ihany ny fanontaniana : « […]

Banky foibe : Tsy nahafehy ny fidangan’ny vidim-piainana

Publié le 28 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Nitafa tamin’ny mpanao gazety omaly ny governoran’ny Banky Foiben’ny Repoblikan’i Madagasikara, Rasolofondraibe Alain. Tao anatin’izany no nanamarihany fa “manana tahirim-bola vahiny hatramin’ny 1.900 tapitrisa dôlara […]

Brèves :

Publié le 24 octobre 2019 - Rubrique: Société

2ème session du Baccalauréat : Un taux d’absentéisme élevé Il est à rappeler que les candidats de la 2ème session […]

Disadisa eny Ambohitrimanjaka : Miantso fitoniana sy fifanatonana ireo filohana andrim-panjakana

Publié le 21 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Tsy mbola milamina hatreto fa vao mainka mihamafana ny toe-draharaha misy eny Ambohitrimanjaka. Raha ny fantatra dia mbola hanohy ny fihetsiketsehana an-dalambe […]

Penjy Randrianarisoa : Hopotehina hatramin’ny farany ?

Publié le 18 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Ben’ny tanàna’Ivato voafidy tamin’ny taona 2015 i Penjy Randrianarisoa. Nifaninana tamin’ny kandidam-panjakana izy tamin’izany fa lavony. Amin’izao fotoana dia mbola […]

Radio Tsioka Vao : Namokatra olomangam-pirenena maro

Publié le 14 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Ny Radio Tsioka Vao Na ny RTV no onjam-peo fahatelo niorina teto Madagasikara teo amin’ny sehatra ny filazam-baovao. Ny taona […]

Nosy Malagasy manodidina : Fa maninona no tsy raharahian’ny Malagasy ?

Publié le 31 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Niteraka resabe teto amin’ny firenena ny fandalovan’ny filoha frantsay Emmanuel Macron tatsy amin’ny Nosy Glorieuse, ny herinandro lasa teo. Iray […]

Fanendrena Governoran’ny Faritra Atsinanana : Misy tetika maloto avo lenta

Publié le 29 octobre 2019 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Raha tsy misy ny fiovana farany dia rahampitso alarobia mandritra ny fivorian’ny filankevitry ny Minisitra no handraisana ny didim-panjakana hanendrena […]