La Gazette de la grande ile

AKOM-BAOVAO AN-TSARY

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Inty sy Nday

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Maro ny mpampiasa vola vahiny no tsy mandoa hetra Mbola ny tontolon’ny fampiroboroboana ny toekarem-pirenena hatrany no ifotoran’ny matoandahatsoratra anio. Voalaza ombieny […]

Mpanohitra : Biby tsy manan-doha tsy mandeha

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Fihetsiketsehana fotsiny sisa no azo lazaina ny zavatra ataon’ny mpanohitra eto Madagasikara. Tsy afaka hanao na inona na inona fa […]

Delestazy : Niaiky ny tsy fahombiazany ny filohampirenena

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Iray amin’ny raharaham-bahoaka nisarihan’ny filohampirenena ankehitriny ny fon’ny vahoaka hifidy azy tamin’ny 2018 ny fanafoanana ny delestazy amin’ny tontolon’ny herin’aratra. […]

IRD : Iray taona hangalarana sisa

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Be dia be ny halatra sy ny fanararaotam-pahefana izay nataon’ny mpikambana ao amin’ny IRD (isika rehetra miaraka amin’i Rajoelina). Teren’ireo […]

Lalan’Antananarivo : Orana indray mandeha dia efa dobo-rano

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Asa na tonga aloha ny fotoam-pahavaratra na mbola ilay ambaran’ny olona sasany hoe « orana mampisara-taona » fa indroa nisy orana izao […]

Tsy mifendro

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Caricature

Fampanantenana paokaty : Ireo maivan-doha sisa no mino

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Herintaona mialoha ny fahataperan’ny fe-potoam-piasany, na ny volana janoary 2018 no namelabelatra ny vinam-pampandrosoana vaovao nampitondraina ny anarana hoe « Fisandratana […]

4MI eny Anosibe : Jeren’ny kaominina fotsiny ireo mpangery an-dalana

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Raha ny loto sy ny fahavoretrana no jerena dia ny faritr’Anosibe sy ny manodidina no mety mitàna ny laharana voalohany […]

LAVA MASO

Publié le 31 octobre 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Gaga ny reniny. Gaga izy mianadahy zanany. Nanontany ny vady aman-janany, manko, i Razefa rainy : – Hono ho ‘aho […]