La Gazette de la grande ile

RAKOTOMALALA Hariniaina Nalisoa (Teraka RANDRIANASOLO)

Publié le 04 décembre 2018

FILAZANA MANJO :

“Fa izaho, dia ny ho eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy”

Salamo 73, 28

RAKOTOMALALA Hariniaina Nalisoa (Teraka RANDRIANASOLO)

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 03 Desambra 2018, rehefa nivahiny 56 taona tety an-tany.

Hoy :

Ny Vadiny : RAKOTOMALALA Guy Landry

Ny zanany :

–                  RAKOTOMALALA Landry sy Nathia

–                  RAKOTOMALALA Stéphanie sy Anthony

–                  RAMANANTIARAY Théodore sy Claudia

Ny zafikeliny : Fitia, Mirindra, Joy, Mahaliana

Ny iray tampo aminy :

–                  RANDRIANASOLO Maminiaina Halijaona mivady sy ny zanany

–                  HANNOT Jean Pierre sy Nirina ary ny zanaka aman-jafiny

–                  RAKOTONINDRAINY Jacques sy Hanitra ary ny zanaka aman-jafiny

–                  MORSE Robert sy Lanto ary ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

–                  Terak’Itpkl RAKOTOMALALA Alain

–                  RASAMOELY Georges ANDRIAMIHAJA sy Dany ary ny zanaka aman-jafiny

Ny fianakaviana manontolo:

–                  Terak’Itpkl RAMIADAMANA sy RAZAFINDRAZAKA

–                  Terak’Itpkl RAFENOMANANA Théodore sy Itpkv RAMANANDRAIBE Victorine

–                  Terak’Itpkv RAZANATSOA sy RANAIVO Régis

–                  Terak’Itpkl RAKOTOMALALA Emmanuel sy Itpkv Rahelisoa

–                  Terak’Itpkl RANARIFIDY Jean sy Itpkv RAHARISOANIRINA Jeanne

Ny fiangonana FJKM Ankadikely

Ny fiangonana Ambohitseheno BETELA / FJKM Ambohidava Fihavaozana

Ny fokontany Ankadikely Ilafy

Ny fokontany Ambohitseheno, ny fokontany Ambohidava

Ny nofony dia hiala ao Ankadikely Ilafy, Lot AK 71 ny Alarobia 05 Desambra 2018 amin’ny 2 ora tolakandro mba hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ankadikely alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ankadikely Ilafy.

Ialana tsiny indrindra izay tsy tratra antso noho ny fahafenohan-drano be loatra.

Lire aussi