La Gazette de la grande ile

Olga Miadana  RANDRIANTEFY, teraka  RANDRIAMIHANTA

Publié le 20 décembre 2018

FILAZANA MANJO

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa Neny malalanay :

Olga Miadana  RANDRIANTEFY, teraka  RANDRIAMIHANTA

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny 16 desambra 2018 rehefa nivahiny 64 taona teto an-tany

Hoy :

Ny vadiny : Max RANDRIANTEFY

Ny zanany :

Dally RANDRIANTEFY sy Josoa RAKOTONINDRIANA

Natacha RANDRIANTEFY sy Rija RAJAOBELINA

Tatum RANDRIANTEFY

Ny zafikeliny : Jilyan RAKOTONINDRIANA

Ny mpiray tampo aminy :

Hasina sy Xavier Herivelo ANDRIAMIANTSO

Francine sy Marc RAMANANIRINA RANJALAHY sy ny zanany

Ny mpiray tampo amin’ny vadiny :

Ernould Lucienne RAKOTOMAVO sy ny zanaka aman-jafiny

Claudine Malalatiana RAKOTONDRAINIBE sy ny zanaka aman-jafiny

Noro sy Jules RAZAFINDRAKOTO sy ny zanaka aman-jafiny

Jeannine sy Jean Evariste ANDRIAMAROMANANA sy ny zanaka aman-jafiny

Jeanie sy Roland RAKOTONIAINA sy ny zanaka aman-jafiny

Genevois RAKOTOASIMBOLA sy ny zanaka aman-jafiny

Ny havany :

Terak’Itompokolahy RAZAFIMAHATRATRA

Terak’Itompokolahy RAKOTONINDRAINY

Terak’Itompokolahy Marcel RAZAFIMAHATRATRA

Terak’Itompokolahy Alphonse RAZAFIMIANTSO

Ny iray tampo amin’ny Rainy :

Terak’Itompokolahy Edmond RASOLONJATOVO

Terak’Itompokolahy Rahetlah RAKOTOSON

Terak’Itompokolahy Raymond RAVALISON

Terak’Itompokolahy Esther RAMIADAMANANA

Terak’Itompokolahy Henri RAKOTOMAMONJY

Terak’Itompokolahy Arianala RAMIARIVELOSOA

Madame veuve Raymond RALIJAONA sy ny zanaka aman-jafiny

Ny fianakaviana dia hivory ny Asabotsy 22 sy ny Alahady 23 desambra 2018 ao Sahamadio Ilafy manomboka amin’ny telo ora tolak’andro.

« Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao ». (Apokalipsy 14 :13)

Lire aussi