La Gazette de la grande ile

RAZAFIMANANTSOA Théos Emile Philippe

Publié le 17 janvier 2019

FILAZANA MANJO : Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay

anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFIMANANTSOA Théos Emile Philippe

Anthropologue, Diakona FPMA Montrouge – Paris

Dia nodimandrynyAlatsinainy 07 Janoary 2019 tao Buc (Versailles) teo amin’ny faha 68 taonany.

Hoy :

Ny Zanany : RAZAFIMANANTSOA Cedrik sy Marie Alix Godeau

Ny iray tampo aminy :

RAZAFIMANANTSOA Adelson mianakavy

RAZAFIMANANTSOA Eugène mianakavy

RAZAFIMANANTSOA Benjamin mianakavy

RAZAFIMANANTSOA Lucien sy Farasoa mianakavy

RAZAFIMANANTSOA Andrianoro sy Irène mianakavy

RAZAFIMANANTSOA Hubert sy Holiarisoa mianakavy

Dr RAZAFIMANANTSOA René sy Dr Lala mianakavy

Ny zanaky ny mpiray tampo aminy

Ny zafikelin’ny mpiray tampo aminy

Ny iray tampo amin’ny vadiny Itompokovavy Rasoaliny Zafy Maria

Ny havany rehetra

Ny fianakaviana manontolo

Ny namany ao amin’ny Diaspora malagasy Frantsa, Suisse sy La Réunion

Ny fiangonana FPMA Montrouge – Paris, FJKM Anosizato Andrefana, FJKM Betesda Alasora, FJKM Amparihimena-Ambatolampy

Ny fokontany Amparihimena-Ambatolampy, Ny fokontany Alasora, ny Commune Buc (Yvelines)

Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny alakamisy 17 janoary amin’ny 3 ora maraina, havantana eny amin’ny trano lot A 90 Alasora (ambadiky ny FJKM Betesda-Alasora). Hiala ao ny zoma amin’ny 12 ora antoandro, hentina ao amin’ny FJKM Betesda Alasora hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Alasora ihany.

« Tompo o Ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao am-piadanana araka ny teneninao » (Lioka 2 :29)

Lire aussi