La Gazette de la grande ile

Ny Andriana, RANDRIAMAMPIANINA Roger Berthin (Kaky Rozy)

Publié le 26 mars 2019

FILAZANA MANJO : Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesinay fa ny havamalalanay :

Ny Andriana, RANDRIAMAMPIANINA Roger Berthin (Kaky Rozy)

Commandeur de l’Ordre National

Mpiasan’ny BOA retraité

Dia niamboho ny zoma 22 marsa 2019 rehefa nivahiny 90 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny vadiny: RALIJAONA Marcelle

Ny zanany:

RANDRIAMAMPIANINA Hery Rado sy Servane DUPONCHEL

RARIMAMONJY RAZAKAMIADANA Roland sy RANDRIAMAMPIANINA Norosoa

RANDRIAMANANTSARA William sy RANDRIAMAMPIANINA Hanitriniaina

Ny zafiny : Hugo, Fanny, Sacha, Pablo, Riana, Sandy, Harry, Ranto

Ny taizany :

RAHAMEFY Lalaonirina sy Mirana RABARIHOELA sy ny zanany

RAHAMEFY Andriamianina sy ny zanany

RAHAMEFY Hanta sy ny zanany

RANDRIANALY Patrick sy Talie sy ny zanany

RANDRIAMAMPIANINA Niry sy ny zanany

RASANJIFERAHASINA Jaona sy RANDRIAMAMPIANINA Mina sy ny zanany

Ny mpiray tampo aminy

Terak’Itompkovavy RASOAMAMPIANINA Suzanne

Itompokolahy RANDRIAMAMPIANINA René sy Jeanine RAMASOVOLOLONA

Itompokolahy RAHAMEFY Max sy RANDRIAMAMPIANINA Lucie

Terak’Itompokolahy RAKOTOARISON Joseph sy RASOAZANANORO Berthine

Ny mpiray tampo amin’ny vadiny

RAKOTOALIVONY Ernestine sy ny zanaka aman-jafiny

RAZAFY Claudius mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RALIJAONA Raymond mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RALIJAONA Georgette sy ny zanaka aman-jafiny

RALIJAONA Maurice mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RALIJAONA Désiré sy ny zanany

RALIJAONA Fara Jeanne

RALIJAONA Anna Josette

Ny havany :

Terak’itompokovavy RABAKO (sage-femme)

Taranaka RAVOROMBATO sy RATSIMIHETY

Taranaka RAVOROMBATO sy RASINOA

Taranaka RAKOTONDRAVAO sy RAVONIMIADANA,

Taranaka RAKOTOFIRINGA sy RAZANABOLOLONA

Fikambanan’ny zafikely RAKOTONDRAVAO

Ny fiangonana FJKM Andranovelona Fihavanana

FJKM Ambatonakanga

FJKM Manandriana

Ny fokontany

Ankadivato, Andranovelona Ilafy, Mahatsinjo Anjiro.

Ny razana dia hiala ao Ankadivato, Cité BNI, 68 rue Rabary ny alarobia

27 marsa 2019 amin’ny 12 ora sy sasany hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Andranovelona Fihavanana

alohan’ny  hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Andranovelona.

“Didy vaovao no omekoanareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny nitiavakoanareo no mba  hifankatiavanareo kosa” Jaona 13:34

TSY MISY FIARETAN-TORY

Lire aussi