La Gazette de la grande ile

Ny Andrian-dehibe, RAZAFINAVALONA eon Robert, Zokiolona Zanadranavalona

Publié le 26 mars 2019

FILAZANA MANJO

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo  fa ny ray malalanay :

Ny Andrian-dehibe, RAZAFINAVALONA eon Robert, Zokiolona Zanadranavalona

Mpanolontsaina ambony Zanadranavalona

Filohan’ny kaomitin’ny fifidianana Zanadranavalona

Mpikambana birao Zanadranavalona teo aloha

Solotenan’ny Zanadranavalona tao amin’ny Kaomity mpikarakara Taombaovao Iraisan’ ny Malagasy (KMTM)

Mpitambola ny Malagasy Mpiray Firenena (MAMAFI)

Dia niamboho ny 23 Martsa 2019 teo amin’ny faha 79 taonany.

Hoy :

Ny zanany :

RAZAFINAVALONA Rene Roch sy Dinahsoa

ANDRIANAIVOSOA Ny Aina sy Patricia

RAZAFINAVALONA Hugues Léon

Ny taizany :

RAMANGANIARIVO Manitra Marie Louise sy Hans sy ny zanany

RANDRIANASOLO Didier sy Tiana sy ny zanany

Ny zafiny : Anouk, Cedric, Sheikina, Nathanael

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Terak’itpkv RAVONIHARIMAHEFA Monique sy ny zanaka aman-jafiny

Rtoa RAHARIFIDY Fara sy ny zanaka aman-jafiny

Atoa RABEZANANY Razafimandimby Harivelo mivady

Atoa RAMISASON Andriamaromanana  mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Atoa RABEZANANY Razafimahazo Andrianiaina mivady sy ny zanany

Ny havany :

Teraky ny Andriana RAMANGANAVALONA Jean de Dieu

Taranaky ny Andriambavy RAMARIA

Ny havany avy amin’ny vadiny :

Terak’Itpklhy RABE John sy Itpkv RAVAOARIVELO

Terak’Itpkl RAZAFIMANDIMBY Julien

Ny fianakaviana manontolo

Ny fikambanana Zanadranavalona Anosimanjaka

Ny Kaomity mikarakara ny taombaovao iraisan’ ny Malagasy (KMTM)

Ny Malagasy mampiray Firenena (MAMAFI)

Ny EKAR Notre Dame de Lourde Anosimanjaka

Ny Fiangonana FJKM Anosimanjaka

Ny Fiangonana Fifohazana Anosimanjaka

Ny Fiangonana FJKM Manarintsoa Namehana

Ny Fiangonana FJKM Ambohimidasy

Ny Fokontany Andavamamba

Ny Fokontany Anosimanjaka

Ny nofony dia hiala ao amin’ny fonenany Lot A 252 E Andavamamba Anatihazo I, ny alarobia 27 martsa 2019 amin’ny 9 ora maraina, ary ho entina ao amin’ny tranony ao Anosimanjaka Ikianja).

Ary hiala ao, amin’ny iray ora  tolakandro, hatao veloma farany ao amin’ny Fiangonana EKAR Notre Dame de Lourdes Anosimanjaka ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, Alohany hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Anosimanjaka ihany.

« Hatory am-piadanana aho, matoky ny foko » Salamo faha 4.

TSY MISY FIARETAN-TORY

Lire aussi