La Gazette de la grande ile

 RALAIMARO Joël Désiré

Publié le 26 mars 2019

FILAZANA MANJO (Ovaina an’ity ilay omaly azafady)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

 RALAIMARO Joël Désiré

Directeur d’usine MATERAUTO, misotro ronono

Miaramila, misotro ronono

Ancien président de la Fédération Malgache de Judo

Membre du Comité Olympique

Judoka Ceinture noire 5è dan

Officier de l’Ordre National

Dia nodimandry ny Asabotsy 23 martsa 2019, rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny Vadiny :

RALIDERA Sabine Soarifera

Ny Zanany :

– Itpkvavy RALAIMARO Valérie

– SEIGNEUR Stéphane sy RALAIMARO Agnès

– RALAIMARO Serge sy RAMIALISON Malala

Ny Zafiny :

– RAKOTONDRATRIMO Fabrice sy ANDRIANTOVOSON Sandie

– RAKOTOARISON Anthonio sy RAKOTONDRATRIMO Natacha

– RAKOTONDRATRIMO Cédric sy RANDRIANARISOA Elinah

– CHABE Jonathan sy RASOLOFONJATOVO Sarah

– RALAIMARO Thierry

– SEIGNEUR Carla

– RALAIMARO RAMIALISON Sarobidy

– RALAIMARO RAMIALISON Sabrina

Ny Zafiafiny : Fania, Fabia, Miandra, Anthonia, Valisoa, Jecy

Ny havany :

RAKOTONDRATRIMO Brice sy RAZAFINDRATSIMA Magali sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo aminy sy ny zanaka aman-jafiny avy :

– Itpkvavy RANDRIANASOLO RAZANAJOELINA Claire Joséphine

– Itpkvavy RIVALLAND RAZANOELA Lucie

– Itpkvavy RAZANAMARO Delphine

– Itpklahy BENETAS

Ny iray tampo amin’ny vadiny sy ny zanaka aman-jafiny avy :

– Itpklahy RALIDERA Gabriel

– Itpklahy RALIDERA Gilbert

– Itpklahy RALIDERA Marcel

– Rtoa RASOARIMANANA Landinirina, vady navelan’Itpklahy RALIDERA Marcel

– Itpkvavy RALIDERA RAMANANJATOVO Christine

– Rtoa RALAMBOARISOA Adeline, vady navelan’Itpklahy RALIDERA Albert

– Rtoa RALIDERA RATAHINA Odette

– Itpkvavy RASOAMANAMBELO

– Itpkvavy RASOAMIARANDRAY Bodo

– Itpkvavy RAMBOLAMANANA Hélène

Ny fianakaviana manontolo

Ny fiangonana : EKAR Ankadivato – FJKM Isotry Fitiavana

Ny fokontany Ambohitrakely Betongolo, Alasora Ambohitrazaka, Ampasapito Tsimialonjafy

Ny Federasiona Malagasy Judo

Ny Comité Olympique

Ny Orinasa MATERAUTO

Ny Tafika Malagasy

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot II R 51 A Betongolo Villa Mon Refuge V ny zoma 29 martsa 2019 amin’ny 12 ora sy sasany, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Ankadivato alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohitrazaka Alasora.

« Hatory am-piadanana aho, matoky ny foko » (Salamo faha 4)

Lire aussi