La Gazette de la grande ile

Lava maso

Publié le 24 juin 2019

Niara-nanala azy tamin’nyfisotroana ireto mpiara-miasa vitsivitsy. Tao ny hirahira; ny bilagilagy; ny somongamonga. Ary tafiditra hatramin’ny resaka politika sy toriteny mihitsy aza nony farany.

Nitsangana, ary ity Radavy;

– Inona moa no andrasantsika eto amin’ity tany ity ?

Tsy ny fahafatesana ?

– Azafady an ! hoy Razefa. Ny anareo izany, fa ny ahy ny faran’ny volana no andrasako eto !

– ???

Lire aussi