La Gazette de la grande ile

FILAZANA MANJO : RAJEMIALISOA-RAHARIMANANTSOA Voahangy Lisa

Publié le 10 janvier 2020

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay:

RAJEMIALISOA-RAHARIMANANTSOA Voahangy Lisa

dia nodimandry ny Alakamisy 2 Janoary 2020 tao Paris (Frantsa) rehefa nivahiny 61 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny vadiny: RAJEMIALISOA Elysée

Ny zanany: RAJEMIALISOA Mihaja

  RAJEMIALISOA Cédric

Ny rafozany: RAHARINIALY Madeleine, vady navelan’Itpkl RAJEMIALISOA Abdon

Ny iray tampo aminy:

RAHARIMANANTSOA Hugues sy Beby sy ny zanaka aman-jafiny

RAHARIMANANTSOA Micheline, vady navelan’Itpkl RAZAFIARISON Olivier sy ny zanaka aman-jafiny

RAHARIMANANTSOA Clark sy Fanja

RAHARIMANANTSOA Jacky sy Marie-Françoise sy ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny:

Terak’Itpl RAJEMIALISOA Donat

Terak’Itpl RAJEMIALISOA Roland

NIVOSOA Emilienne sy ny zanak’aman-jafiny

RAKOTOMALALA Rodal sy Josée sy ny zanak’aman-jafiny

RAJEMIALISOA Jean Claude sy Faraniaina sy ny zanak’aman-jafiny

PORTIER Pascal sy Zoé sy ny zanany

RAJEMIALISOA Nicole sy ny zanak’aman-jafiny

RAJEMIALISOA Jocelyn sy Lalao sy ny zanak’aman-jafiny

ANDRIAMISA Olivier sy Sahondra sy ny zanany

Terak’Itpl RAJEMIALISOA Solofo

Ny Fianakaviana manontolo.

Ny Kaominina VIGNELY (Frantsa), ny Fkt Ambatoroka, Manandriana-Avaradrano

Ny Fiangonana : EKAR Soamanandray Fo Masin’I Jesoa, FJKM Manandriana Lovasoa

Ny nofony dia ho tonga eto an-tanindrazana (Ivato) ny zoma 10 janoary 2020 amin’ny 11 ora alina ary hivantana ao amin’ny tranony ao AMBATOROKA Lot VB 82 C bis AD. Hiala ao ny alahady 12 janoary 2020 amin’ny 11 ora, entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Md François Xavier Antanimena alohan’ny handevenana azy ao MANANDRIANA AVARADRANO

“Misaora amin’ny zavatra rehetra fa izany ny sitrapon’Andriamanitra, ao amin’ny Kristy Jesoa ho anareo” 1 Tes 5-18

Lire aussi