La Gazette de la grande ile

FILAZANA MANJO : RAHARISON FRANK,  Vady navelan’ itpkv RAMAMONJISOA Sylvia 

Publié le 22 janvier 2020

«Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay » Jaona 3:16

 Amin’ny Finoana ny Fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo

fa ny hava-malalanay :

RAHARISON FRANK,  Vady navelan’ itpkv RAMAMONJISOA Sylvia 

Dia niamboho ny Alahady faha-19 Janoary rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany.

Hoy:

Ny zanany :

Honore sy Merina Elysa RAHARISON BASIRY

Thierry sy Nanou RAHARISON

Christophe sy Mireille RAHARISON

Ny zafiny:

Kevin, Francklin, Karine, Arena, Ken, Kenza sy Kalina

Ny iray tampo aminy :

Terak’ itpkv Claude CHATELAIS teraka RAHARISON sy ny zanaka aman-jafiny

Liliane FEGEAT teraka RAHARISON sy ny zanaka aman-jafiny

Eva NOBIS teraka RAHARISON sy ny zanany

Herinjaka RASOAHARISON sy Valerie ANDONAVALONA

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Terak’Itpkl RAMAMONJISOA Gaby sy Mireille RAZAFINDRAZAKA

Eric syVoahangy RAMAMONJISOA sy ny zanaka aman-jafiny

Christian sy Voahirana RAMAMONJISOA sy ny zanany

Ny Taranak’i RAJAONSON sy RASOARIVAO

Ny Taranak’i RAKOTOVAO RABIBY sy RAKETAKA

Ny ZANADRALAMBO amin’ANDRIATOMPOMPANJAKANA

Ny Terak’itpkl ANDRIANADY sy itpkv RAVELONJAMINA

Ny Terak’itpkl RABENJAMINA sy itpkv RAHAINGO

Ny Terak’itpkl RATSIMIHAH sy itpkv RAOZIVELO

Ny Fianakaviana BASIRY

Ny fianakaviana manontolo

Ny mpiara-miasa taminy ao amin’ny La Gazette de la Grande Ile

                                       Aiko Production

Ny Fokontany Mandrosoa Ivato

Ny Fokontany Ambodifahitra

Ny Fiangonan’i Jesosy Kristy eto Madagasikara Ambodifahitra Maritiora

Ny EKAR Soamiandalana Ambodifahitra

Ny razana dia hiala ao an-tranony, Lot 249 MC Bis Mandrosoa Ivato, nyAlarobia 22 Janoary amin’ny 11 ora 30 , hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’nyF.J.K.M. Ambodifahitra Martiora alohan’ny hanafenana azy ao Soafonenana, Ambodifahitra.

Tsy misy fiaretan-tory

Lire aussi