Publié le 11 février 2020
FILAZANA MANJO
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no
ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : ZONOMENJANAHARY Fitahiana Razafimahefa
Dia nodimandry tany La Réunion tao amin’ny CHU Felix Guyon Saint-Denis,
ny Alarobia 29 Janoary 2020, rehefa nivahiny 10 taona teto an-tany.
Hoy:
Ny renibeny : RAZAFINDRASOA Dauphine Noeline
Ny rainy: HERINIRINA Lalao Razafimahefa
Ny reniny: RASOAMANANA Rodine Vololonirina (Pouzy)
Ny iray tampo aminy:
– TOKINOMENJANAHARY Herisoa Razafimahefa
– VONJINOMENJANAHARY Mahery Razafimahefa
Ny iray tampo amin’ny rainy:
– RAVAOARILINE Zafindravao sy ny zanaka aman-jafiny
– Ny terak’i RAZAFIMAHEFA Cyrille
– RAZAFINDRASOA Adèle sy ny zanaka aman-jafiny
– ANDRIAMANANA Albert mivady sy zanaka aman-jafiny
– ANDRIAHAMEFIANANDRAINA Eugène sy ny zanaka aman-jafiny
– RAZOLIARISOA Esther sy ny zanaka aman-jafiny
– ANDRIAENDREHINORO mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– RAZAFINDRAVELO Jeanne sy ny zanaka aman-jafiny
– RATSIMBAZAFY Armand mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– RAZAFIMAHEFA Solofo sy ny zanaka aman-jafiny
– RAKOTOMALALA Bernard sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny reniny:
– RASOAMANANA Patrick sy Mariolla sy ny zanany
– RASOAMANANA Rodin Yvon sy Bien-Aimée sy ny zanany
– RAMANAKAVANA Augustin sy Lalao sy ny zanaka aman-jafiny
– RASOAMANANA Hanitriniaina Chantal
– ANDRIANARIMANANA Daddy sy Mirana sy ny zanany
Ny Havany:
Ny taranak’i RATSIMISANDAMANANA Mananjean
Ny taranak’I RAKOTO Mananjean
Ny taranak’I RASOANAMPOIZINA
Ny taranak’ I RANAIVO Dauphin
Ny mpiara-mianatra taminy tao amin’ny College de France Ankadilalana sy Ecole élémentaire Gabriel Mace la source Saint- Denis La Reunion
Ny equipe soignante du CHU Felix Guyon Belle pierre, Saint Denis La Réunion
Ny Fiangonana FLM Ambohibao Antampotanana
Ny Fiangonana FTFM Ambohipitahiana sy ny vondrom-bavaka Asan’ny Famindram-po
Ny Fiangonana FLM Tsaramandroso Amboatsaonjo Fandriana
Ny Fokontany 67ha avaratra andrefana
Ny Fokontany Fitroafana Andranotapahina Talatamaty
Ny Fokontany any Amboatsaonjo Fandriana
Ny nofo mangatsiakany dia ho tonga eny Ivato ny Sabotsy 01 Febroary2020 amin’ny vol Air Austral amin’ny 4ora 30mn hariva ary ho entina eny amin’ny fonenany eny “Villa Magnambisoa’’ Lot 16Ter Fitroafana Andranotapahina alohan’ny hitondrana azy any Amboatsaonjo Fandriana ny Alahady 02 Febroary 2020 amin’ny 7ora maraina ary alevina ao amin’ny fasan-drazany ao Amboatsaonjo Fandriana, rehefa avy atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana FLM Tsaramasoandro Amboatsaonjo Fandriana.
“Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho” Salamo 23:1