Publié le 13 février 2020
Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony ny 10 Febroary 2020 tamin’ny faha-84 taonany,
Ny Andriambavy RASOANJANAHARY Pauline
Vady navelan’Itompokolahy RAYMOND Victor
Loholona,
Agent de la JIRAMA retraitée
« Ampy ho anao ny fahasoavako » (2 Korintiana 12.9)
Hoy ny zanany : ANDRIANJATOVO Hajasoa sy RANAIVOSON Sylviane (Toulouse)
RAFENOMANANA Jaosoa sy RASOAHARIMALALA Bakoarilanto (Dokotera)
ANDRIANARISOA Willy sy RASOARIMANANA Lalatiana
RASAMOELINA Andrianjaka sy RATSIZAFY Domoina
Ny zafiny : Herimamy, Andry sy Clemence, Tina sy Stella, Tsilavina sy Andy, Grâce, Anita, Lantosoa, Nalitina, Anaiah, Benaia, Seraiah, Sunny,
Ny Zafiafiny : Ryan, Victoria, Anjara, Roxanne
Ny iray tampo aminy :
– Terak’Itkv RAZANAJATOVO Angèle sy ny zanaka aman-jafiny,
– Terak’Itkl RAVELOSON Aubert sy Itkv Razafinjatovo Aimée sy ny zanaka aman-jafiny,
– Terak’itkl RAKOTONIRINA Jérôme sy Itkv RANJAVAO Berth ary ny zanaka aman-jafiny,
– RAMIANDRISOA Maurice sy RASOAZANAMANOTRONA Simone ary ny terak’Itkl RAZAFINJATOVO Jafetra sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAZAFINJATOVO Josette vady navelan’Itkl RAMANGALAHY René sy ny zanaka aman-jafiny,
– Terak’Itkl RASOLONJATOARIVONY Désiré sy Itkv RAZAFIARIMANANA Marthe sy ny zanaka aman-jafiny,
– Terak’Itkl RAZAFINJATOVO Samuel sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAZAFINIMARO Louis vady navelan’Itkv RASOAVELOMALALA Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAJAONARIVELO Micheline Claire, vady navelan’ Itkl RAZAFINJATOVO Benjamina Seta sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAZAFINJATOVO Hantamalala vady navelan’Itkl RAZAFINJATOVO Solofo sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
– RAVAONASOLO Olga vady navelan’Itkl RAKOTONDRAZAKA Jacquis sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAKOTONDRAZAKA Anderson sy Itkv Yvonne sy ny zanaka aman-jafiny,
– RAZANAMALALA Voahangiariseta sy ny zanaka aman-jafiny,
– RABEZANAHARY Noroseheno vady navelan’Itkl RAKOTONDRAZAKA Zanoharisoa sy ny zanaka aman-jafiny
– RAKOTONDRAZAKA Andriamanamisata sy Yolande sy ny zanaka aman-jafiny
– RAZANAMALALA Faraharisoa vady navelan’ Itkl RAJERISON Seta sy ny zanaka aman-jafiny
– RAZANAMALALA Harimanga
Ny Fianakaviana manontolo
Teraka RAZANOA
Teraka RAZAFINJATOVO
Teraka LABORDE
Teraka RAKOTONDRAZAKA
Ny Mpitandrina mivady sy ny Fiangonana FJKM : Ambatotokana Fitiavana, Ambohimpiainana Fahazavana,
Antanambao Fahazavana, ny Fokontany TSARAHASINA Ambohimangakely.
Ny nofony dia hiala ao Tsarahasina Ambohimangakely Lot 153 BII, ny Alakamisy 13 Febroary 2020 amin’ny 1 ora tolakandro, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Ambatotokana Fitiavana Ambohimangakely alohan’ny hanafenana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohidavenona Tsarahasina ihany.