Publié le 21 avril 2020
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no
Ampandresanay anareo fa ny malalanay :
RAVAORIMANANA Juliette
(Vady navelan’ny i Tpkl HARSON Jean Jacques)
dia nantsoin’ny Ray hody any aminy 20 Aprily 2020, rehefa
nivahiny 85 taona teto an-tany
Hoy :
Ny zanany :
Ny zafikeliny :
Rivo sy Domoina, Albert sy Sophie, Tahina sy Peggy (Maurice), Bary sy Nina, Haja sy Mino, Tahiry sy Lala, Lova sy Nivo, Tantely sy Lalaina, Tojo, Bako, Tsiory sy Larissa, Stephane sy Riambola, faly sy Amanda, Stephen sy Joëlle, Ornella, Yvan sy Carole (France), Florian (France), Richard sy Alicia, Palita sy Ravaka (Maurice), Sandy sy Nathalie, Sylvie, Frederic, Hasina sy Haingo, Aina sy Manuëlla, Nasandratra sy Tsiory, Léon sy Mireille, Adrien sy Mickaëlla (France), Franck sy Miora, Nomena, Kevin, Cynthia, Jenny, Jessie, Maria, Erica, Mélanie, Dylan, Alexia, Morgan, Nathan, Mitia, Andrianina.
Ny zafiafiny :
Misa sy Mickaëlla (Maurice), Eric, Alex, Koloina, Beto, Elodie, Rebecca, Tsiky, Elsa, Jonathan, Abia, Harenasoa, Prisca, Princy, Threcy, Gaël, Mafonja, Miangaly, Kenny, Rayan, Megan, Hylan, Tiavina, Magalie, Izya (France), Carlos, Cornelio, Eva, Reeza, Dgeeza, Even, Sambatra, Bryan, Soo, Steeven, Tsilavina, Thomas (France), Yohan.
Ny havany :
Ny Fokontany Anosizato Atsinanana
Ny Fokontany Fitroafana Talatamaty
Ny fiangonana FJKM Vinany Tempoly Malala Loharanom-bato
Ny Fianakaviana manontolo
Ny nofony dia hiala ao amin’ny VF 29 Fitroafana Talatamaty ny Alarobia 22 aprily 2020 amin’ny 12 ora, aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra izay atao ao an-toerana ihany, mialohan’ny hanaterana azy eny amin’ny fasan-drazany ao Ilanivato Anosipatrana.
« Na dia ho levona aza ny nofoko sy foko, dia mbola vatolampin’ny foko sy anjarako mandrakizay Andriamanitra (salamo 73 :26)