Publié le 08 août 2020
RAVELONTSALAMA SALOMON GUILLEMET
Mpanao gazety
Tale niandraikitra ny Fandraharahana sy ny Toebola
La Gazette de la Grande Ile
Dia nodimandry ny zoma faha-07 aogositra 2020
rehefa nivahiny 63 taona teto an-tany
Hoy :
Ny vadiny : RAMANIVOSON Corrina
Ny zanany : RAVELONTSALAMA Lovasoa Armelle sy BETUM Princy (Frantsa)
RAVELONTSALAMA Marc Salomon
Ny zafikeliny : Iris, Chloé, Ethan
Ny rafozany : BAKOLIARISOA Henriette
Ny taizany : Tajo sy Tsoa, Misha, Tahiana sy Michou, Rina sy Soa, Andrinihery sy Anja, Priscilla, Jina, Ranitra
Ny iray tampo aminy :
– Andriamatoa Razafindrabe Charles mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– Jeneraly Harson Hans mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– Ramatoa Rahanetra Jeannine sy ny zanaka aman-jafiny
– Terak’i Ratsimba Rabearisoa Jimmy sy Amélie
– Andriamatoa Andrianandraina Salomon Claude mivady sy zanaka aman-jafiny
– Andriamatoa Andrianasolo Salomon Eugène mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– Andriamatoa Andrianandrasana Yves Salomon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– Andriamatoa Randriamiharisoa Delphin Salomon mivady sy ny zanaka aman-jafiny
– Andriamatoa Ramamonjisoa Bruno Salomon mivady sy ny zanany
– Andriamatoa Raherimanantsoa Jean Michel Salomon mivady sy ny zanany
Ny iray tampo amin’ny vadiny:
– Andriamatoa Razafinjatovo Andriatiana René sy Voahanginirina sy ny zanaka aman-jafiny
– Andriamatoa Ramanivoson José Patrick sy Lalasoa sy ny zanany
– Andrianierenana Jean Luc sy Lanto sy ny zanany
Ny fianakaviana manontolo
Ny Fokontany Ilafy
Ny Fokontany Ambanitsena
Ny Fokontany Miaramasoandro, Antsirabe
Ny Fiangonana Aumonerie Militaire Betongolo
Ny Fiangonana Miarinkofeno – Antsirabe
Ny nofony dia hiala ao amn’ny morgue, Hopitaly Befelatanana ny Asabotsy faha-08 aogositra 2020 amin’ny 8 ora 30, ary apetraka ao amin’ny fasany ao Ambanitsena (RN2 pk 25)
“ Efa niady ny ady tsara aho ; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho”, 2 Timoty 4:7