Publié le 25 mars 2021
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganana amin’ny maty
no ampandrenesanay fa ny malalanay
RAMASINIRIANA Bakoly : DIAKONA TECHNI – PHOTO
Dia nodimandry ny Talata 23 Martsa 2021 rehefa nivahiny 56 taona teto an-tany
Hoy:
Ny Vadiny :
– RABEHOAVY Léon Max Hariman
Ny Zanany :
– RABEHOAVY Alain Harinirina sy Finaritra Madie
– RABEHOAVY Ando Harinirina Sandra sy Jimmy
– RABEHOAVY Guy Harinirina sy Ravaka
Ny Zafiny :
– RABEHOAVY Irina Mathis
Ny Iray tampo aminy :
– ANDRIAMASY Christian Joël sy Monette ary ny zanaka aman-jafiny
– RARIVOSON Jocelyn sy Ihanta ary ny zanany
– RAKOTONDRAZAKA Hery sy Lanto ary ny zanany
Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
– Vady navelan’Itompkolahy RABEHOAVY Désiré Hariman sy ny zanaka aman-jafiny
– Vady navelan’Itompkolahy RANDRIANAMAROVELO Jean sy ny zanaka aman-jafiny
– RABEHOAVY Jacques Hariman
– RANDRIANOMENJANAHARY Henri sy Jacqueline ary ny zanaka aman-jafiny
– RABEHOAVY Patoo syBodo ary ny zanany
Ny Fianakaviana manontolo
Ny F.J.K.M Kristy Fiainana Bemasoandro
Ny F.J.K.M Namontana Fialofana
Ny Fokontany Ambohidahy
Ny fokontany Antanimenabe AMBOHIDRALAMBO
Ny Fikambanana Soa Fianatra
Ny Fikambanan’ny Loholona sy ny Diakona
Ny Sampana Mpanazava sy Tily Fivondronana Taramasoandro 266è
Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot IPA 4 Bis Ambohidahy Itaosy ny Zoma 26 Martsa 2021 amin’ny 10ora maraina,alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazany ao AMBOHIDRALAMBOKaominina Masindray.
« Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza,
dia ho velona indray»Jaona 11: 25
Tsy misy fiaretan-tory!