La Gazette de la grande ile

Toamasina : Manao ny ataony koa ny mpivarotena

Publié le 15 avril 2021

Taorian’ny zotra nasionaly sy ny sekoly tsy miankina sasan-tsasany dia ireo mpivarotena any Toamasina indray no manao ny ataony. Takian’ireto farany mantsy ny hanemorana ny ora hanombohan’ny fepetra tsy fahafahana mivezivezy amin’ny alina (couvre-feu) napetraky ny fitondram-panjakana. Ny antony dia satria mody alohan’ny amin’ny 9 ora alina daholo ny mponina ka tsy misy manjifa intsony izy ireo aorianan’io ora io.

F.Tsihiavonana

Lire aussi