La Gazette de la grande ile

La Gazette de la Grande île ; Nilaozan’i Alain Michel ny mpiara-miasa

Publié le 23 avril 2021

Misaona ny orinasa La Gazette de la Grande île sy ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety. Nodimandry teo amin’ny faha-48 taonany, omaly 22 aprily, noho ny aretina nahazo azy ny mpanao gazety Alain Michel Rasolofohery, fantatry ny maro amin’ny solon’anarana hoe « Paparazzi ». Isan’ireo mpiasa naharitra indrindra tato amin’ny La Gazette de la Grande îles i Alain Michel Rasolofo satria efa tamin’ny taona 2004 no nidirany tato amin’ny orinasa. Ny mpiara-miasa rehetra moa dia mirary fionana feno ary mankahery ny fianakaviany.

Lire aussi