La Gazette de la grande ile

ANDRIANAIVOSOA ZOELINE OMEGA (Teraka RAVOLOLOMANANA)

Publié le 31 août 2021

FILAZANA MANJO : Amin’ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Reny malalanay :

ANDRIANAIVOSOA ZOELINE OMEGA (Teraka RAVOLOLOMANANA)

Dia nodimandry ny Asabotsy 28 Aogositra 2021

Hoy :

– Ny zanany : ANDRIANAIVOSOA Mamy Lalaina sy RAHERIMANDIMBY Sylvie

RHOBINSON Ismaël sy ANDRIANAIVOSOA Fanja

ANDRIANAIVOSOA Malala Niaina sy RAZAFINAVALONA Patricia

RAVONJISOA Pascal sy ANDRIANAIVOSOA Faramalala Sahondra

– Ny zafiny : Odilon sy Lalaina, Zo, Kevin, Jason, Yannick, Anouck, Cédric, Dylan, Alex, Michaël

– Ny zafiafiny : Andy sy Raïssa

– Ny taizany : RAKOTOARIBERA Bruno sy Nylame

RAFANOMEZANTSOA Lalatiana Aimé sy Lanto

RAKOTOFIRINGA Christian sy Tiana

DAVID ANDRIANKAMELO Fy sy Mirana

– Ny iray tampo aminy :

RAZANAMIALY Bernadette vady navelan’ITKL RABARIJOEL Daniel sy ny zanaka aman-jafiny

RATSIMBAZAFY Jéromine vady navelan’ITKL RATSIMBAZAFY Norbert sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’ITKL RALAMBOZANANY Jean sy ITKV RANIVOARISOA Angéline sy ny zanaka aman-jafiny

BAKOLIARISOA Henriette vady navelan’ITKL RAMANIVOSON Richard sy ny zanaka aman-jafiny

RAZAFIHARISON Désiré vady navelan’ITKV RAHANTAMALALA Lucette sy ny zanaka aman-jafiny

RAVELOARIVONY Yvonne vady navelan’ITKL ANDRIANARIJAONA Roland sy ny zanaka aman-jafiny

RAKOTOMANGA Jean Michel sy Liliane Josée ary ny zanaka aman-jafiny

– Ny iray tampo amin’ny vadiny :

RAKOTOARIMANANA Aimé sy ny zanaka aman-jafiny

RABESAHALA Richard sy Tine ary ny zanaka aman-jafiny

RANAIVOSOA Honoré sy Nounou ary ny zanaka aman-jafiny

RANAIVOARISOA Julien sy Lalao ary ny zanaka aman-jafiny

RASOANASITERA Christine sy ny zanaka aman-jafiny

RASOLOMANANARIVO Angéline sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’ITKL Paul DAMEUVE sy ny zanaka aman-jafiny

– Ny havany :

Terak’ITKL RAJOELY Jérome

Terak’ITKL RAINITSARAIBE

Atoa BOUKA Aliase mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Chorale la voix de l’Archange

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana Adventiste Androndra

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana Adventiste Soamanandrariny

Ny fokontany Ambohitrarahaba – Antanamanjaka Ilafy – Beravina Antanamanjaka Ilafy

Ny nofony dia hiala ao amin’ny tranony Lot A 41 TER M Ambohitrarahaba ny Alarobia 01 Septambra amin’ny 1h30 atoandro. Ho fampaherezana ny fianakaviana dia entina ambavaka ao an-toerana ihany, ary apetraka ao amin’ny fasany ao Beravina Antanamanjaka Ilafy.

« Jehovah ô, efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy. Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny. Voadinikao ny toetro, na mandeha aho, na mandry.. » Sal 139 : 1-3

Lire aussi