Publié le 04 septembre 2021
FILAZANA MANJO : Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fahalasanan’i Ny Andriana RAKOTOSEHENO Daniel Félx (DANY BE) Photojournaliste niamboho ny Alakamisy 02 Septabra 2021, teo amin’ny faha 86 taonany.
Hoy :
Ny Vadiny : RAZAIARIMANANA Eulalie (Lila)
Ny Zanany :
RAKOTOSEHENO Hantamalala Lucia (Boda)
RAKOTOSEHENO Nasoloniaina
RAKOTOSEHENO Fara Nathalie
RAKOTOSEHENO Fanja Herilanto
RAVELOARIVONY Henintsoa Mbolatiana
RAKOTOSEHENO Rado sy RASOAMAHENINA Fanja
RAKOTOSEHENO Harivola
Ny Zafiny
ANDRIAMANANTENA Gaël sy Rindra
RAKOTOSEHENO Marielle
RASOLOFONJOA Marine Elodie
Joddy SORNSOMREJ PUVADOL RAKOTOSEHENO
NOHAINGOINAINA Mitia
Ny Zafiafiny :
NOHAINGOINAINA Mihaja Aria
NOHAINGOINAINA Mikalo Andrianah
ANDRIAMANANTENA Hiratiana Abigali
Ny iray tampo Aminy
Ny iray tampo amin’ny Vadiny
Ny Havany
NY Taizany
NY Fokontany Ampandrana Behoririka, Ambohimanga Rova
Ny Fiangonana FJKM Amboara Ambohimanga, FJKM Amparibe Famonjena
Ny Fikambanan’ny Mpanao Gazety Zokiolona CJD, FIZOMA sy ireo niara-niasa taminy rehetra
Ny nofony dia hoentina hiala ao an-tranony Lot IVD 48 C Behoririka (akaikin’ny Banky BFV/SG) ny 5 Septambra 2021 amin’ny 01 ora atoandro, entina hanomezan-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana FJKM Amboara Ambohimanga alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimanga Rova
TSY MISY FIARETAN-TORY