La Gazette de la grande ile

Lavamaso

Publié le 16 septembre 2021

– Tena tsy rariny kosa ity naoty nomenao ahy ity, Ramose ! hoy i Bertine, sady nisefosefo nitomany izy.

– Tsy rariny ahoana ?

– Tokony tsy ahazo “zero” mihitsy ity devoarako ity!… Tena  malahelo mihitsy aho, Ramose !

– Ndry !… Miara-malahelo aminao koa ho ry Bery keliko izany, satria tsy hitako intsony izay isa ambanin’ny “zero” azoko nomena anao !

– ???

Lire aussi