La Gazette de la grande ile

Lava maso

Publié le 17 novembre 2021

– Misy fahasimbana, angaha, ny «tômôbilinao» izany, Ramose ? hoy ity tambanivohi-dahy iray.

– Lany «ranon-kisoa» izy ity Radada ô ! Nefa ny toeram-pivarotana mbola lavitra avy eto e ?

– He !… ka raha izany fana, misy iray daba ao amiko ao, fa az misahrana ianao, Ramose ô !

– Tena marina ve ?… Tsy aleo ho vidiako ?

– Tsy amidiko raha ilainao, fa homko fotiny kah!

– Dia misaotra Radada, fa avotra ihany aho

izany !

– Haka azy aho, fa tsy lavitra eto akory no misy ahy e !

– Inty, àry Ramose ô !… Omeko anao daholo ity iray daba ity :

– Dry !… Fa inona ity, Radada a ?… Mananihany, ve ianao e ?

– Ka io no «RANON-KISOA» tadiavinao koh!

– «LASANTSY», anie, izany e!

– ???

Lire aussi