Publié le 20 décembre 2021
FILAZANA MANJO/ Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :
RANJIVASON Jean Théodore
Grand croix de 2ème Classe de l’Ordre National Malagasy
Mpampianatra Mpikaroka
Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena ;
Asam-panjakana, Asa sy Lalana Sosialy ;
Fampianarana ambony sy Fikarohana ara-tsiansa teo aloha
Mpikambana ao amin’ny Akademia Malagasy
dia nodimandry ny Alatsinainy 20 Desambra 2021 teo amin’ny faha 81 taonany.
Hoy :
Ny vadiny : RATIARISOA Faravololona
Ny zanany :
RAHARINASY RANJIVASON Théo sy RANDRIANASOLO Riana vadiny
RANJIVASON Hariniaina Voahangy
RAHANTANIRINA Eulalie Robine vady navelan’Itompokolahy
RANJIVASON Harimanda Andriantany
RANJIVASON Haritandra Volampeno sy ny namany
Ny zafiny : Mihanta, Lovan’Aina, Ivotiana, Iry
Ny iray tampo aminy :
Taranak’ Itompokolahy RANDRIANONY Samuel sy Itompokovavy RAZAFIARISOA Jeannette
Taranak’ Itompokovavy RATANDRASOA
Taranak’Itompokovavy RAVOMANANA Sy Itompokolahy RAKOTOMANGA Paul
RASOATODY Germaine, vady navelan’Itompokolahy RANDRIAMIARISOA Hubert sy ny zanaka aman-jafiny
RABESONGORO Rivo sy Berthe mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAIARISOA Eva Aimée sy ny zanaka aman-jafiny
RASOASALAMA Blandine vady navelan’Itompokolahy RAZAFINDRANDAHATRA Dieu Donné sy ny zanaka aman-jafiny
Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RATIARISON RATSIMBA mivady sy ny zanany
RAVAOARISOA Lalanirina mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RATIARISON Hajaniaina sy ny zanany
Terak’Itompokolahy RATIARISON Ravo Andriamihaja sy Razanakolona Oliva
RATIARISON Solofo Hery sy ny zanany
Ny iray tampo amin’ny mpiray anaka aminy
Ny fianakaviana manontolo
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohiboatavo Hermona
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohitantely
Ny Fikambanana : FIHAVANANA, FIZALAOTRA, Anciens Normaliens
Ny Fokontany Andakana, Ambatobe
Ny nofony dia hiala ao an-tranony ao Ambatobe Lot PR II N 10 bis ny Alarobia 22 Desambra 2021 amin’ny 8 ora maraina ary hivantana ao Ambohiboatavo-Ambatondrazaka. Hisy fanompoam-pivavahana hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambohiboatavo Hermona ny Zoma 24 Desambra 2021 amin’ny 1 ora tolak’andro, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohiboatavo ihany.
“Misaora an’I Jehovah, ry fanahiko ; ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina” Sal 103 : 1
Tsy misy ny fiaretan-tory.