La Gazette de la grande ile

FILAZANA MANJO : RAKOTONOEL Joelson (Maître)

Publié le 30 décembre 2021

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay no ilazanay, fa ny malalanay : RAKOTONOEL Joelson (Maître)

Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, tany Reims ny zoma 24 desambra 2021 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny vadiny : RAKOTONOEL-RAJOHANESA Charlotte Vololona,

Nyzanany :

RAKOTONOEL Andry-Naina

RAKOTONOEL Andry-Nambinina

RAKOTONOEL Andry-Narijoha

RAKOTONOEL Andry-Nirina

Ny zafikeliny :

Joël-François, Priscille-Grace, Maria-Andriana

Nyiraytampoaminy :

Terak’Itpkl RAZAFINDRALAMBO RAKOTONIRAINY

Terak’Itpkv RAVAOMARIA

RAZAFINIMPANANA Philibert mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan’ Itpkl RAZAFIMANDIMBY Philibert sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’Itpkl RAJAO Pascal sy ltpkv RAMANINDRISOA Maryse

RALAIMARO Joël Philibert mivady sy ny zanaka aman-jafiny

ANDRIANJAFY RAKOTOARIVELO Philibert mivady sy ny zanany

RAVAONIRINA RAKOTOARIVELO Philibertine sy ny zanaka aman-jafiny

RASOLOMALALA Eugenie Marie-Claire syny zanaka aman-jafiny

Terak-Itpkl NJAKA Philibert

Ny iray tampo amin’ny vadiny:

Terak’Itpkl RAJOHANESA William Hamson sy Itpkv Jeannette

Vady navelan’Itpkl RAJOHANESA Andriamiharisoa Walther sy ny zanaka aman-jafiny

RAJOHANESA Andrianirina mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Itpkl RAJOHANESA Andriamanalina

RAJOHANESA Voahanginirina Samueliarisoa mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RAJOHANESA Sahondra Lalao sy ny zanany

RAJOHANESA Noro Hanta

RAJOHANESA Beby sy ny zananka aman-jafiny

Terak’Itpkl RAJOHANESA Andrianony

RAJOHANESA Andriamanjato Henintsoa mivady sy ny zananka aman-jafiny

RAJOHANESA Voahirana mivady sy ny zanany

Ny fianakaviana manontolo : France, Fandriana, Antananarivo

Ny fokontany : Ambohitraivo, Ambalamanga, Sahamadio Fisakàna, Atsimontsena Andaobato Fandriana, Ambohimanandriana Sahamadio

Ny fiangonana FPMA Reims

Ny fiangonana FLM AMBATONANDRIANA Fandriana

Ny fiangonana FLM AMBOHIPO Sahamadio

Ny famadihana ny nofony ho lavenona dia  tanterahina ny alatsinainy 3 janoary 2022 amin’ny 11ora ao amin’ny Crematorium ao Reims.

Noho ny antony ara-pahasalamana dia tsy misy ny famangiana fa ny fampaherezana sy ny fitondrana am-bavaka dia raisina ampitiavana. Tel: 0344256310

«Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho…»

2 Tim 4; 7a

Lire aussi