La Gazette de la grande ile

Ny Andriana ANDRIAMBOLOLONA Ratovelosoa Henri

Publié le 31 décembre 2021

FILAZANA MANJO : Amin’ny Finoana ny fitsanganana’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fahalasanan’ireo malalanay : Ny Andriana ANDRIAMBOLOLONA Ratovelosoa Henri

(Mpiasan’ny Fitsarana Retraité – Chevalier de l’Ordre National)

Sy ny vadiny RAHELIMANANA Marie Jeannine Odette

Rehefa nivahiny 80 taona sy 74 taona avy teto an-tany

Hoy ny zanany :

–        GOULAMABASSE Abdoul sy ANDRIAMBOLOLOMANANA Hasina Rija

–        RAZAFINDRALAMBO Manantsoa sy ANDRIAMBOLOLONA Zo Hasina

–        ANDRIAMIHAJAMALALA Tokiniaina sy HASINA Hary

–        MANDA Hasina sy RAHARIVELO Fabienne (feue)

–        RAJAONARISON Andrianarisandy Fetra sy ANDRIAMBOLOLONA Mirindra Hasina

Ireo zafiny : Tsara sy Johanne, Sarah sy Antsa, Andriantsoa, Harentsoa, Moïse, Arotiana, Shakina, Tiasoa (feue)

Ny zafiafiny : JOY HANN

Ny iray tampo amin’ny Lahy :

–        Terak’Itompokolahy RANDRIAMBOLOLONA Emmanuel

–        Terak’Itompokolahy RATOVELO Roger sy Itompokovavy RANDRIAMBOLOLONA Marthe Aimé

–        ANDRIAMASIMANANA Rabemanotrona sy Itompokovavy RAVOLOLOMANGA Lucie sy ny zanaka aman-jafiny

–        Terak’Itompokolahy RANAIVOSON Lala Vivien sy RASOAVELOSOA Victorine

Ny iray tampo amin’ny Vavy :

–        Terak’Itompokolahy RATOLOJANAHARY Fidison Honoré sy RAHARIMANANA Marie Josephine

–        Terak’Itompokolahy RAMASIMANANA Simon Joseph sy Célestine

–        RABEARIMANANA Joseph Odilon sy RABEBIARISOA Edwige sy ny zanany

–        ANDRIA-RAMANANTSOA Marie Jeannot Pierre sy VOLOLONIRINA Rasoanantenaina sy ny zanaka aman-jafiny

–        Terak’Itompokolahy RAKOTOARIMANANA Marie Joseph Jean Baptiste sy RAFARASOA Vololona Céline sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Havan’ny Lahy :

–        Terak’Itompokolahy RATOVELO sy RASOAZANANORO

–        Zanadranavalona Anosimanjaka

Ny Havan’ny Vavy :

–        Terak’i RABEMANANJARA sy RAZAFINANDRIANA Angele

Ny EKAR Md Joany Baptiste Faravohitra

Ny Fiangonana Protestanta ho an’ny Kristy Anosimanjaka

Ny FJKM Fihaonana Omega

Ny Fokontany Ambondrona

Ny Fokontany Bemasoandro Itaosy

Ny Fokontany Ikianja Antanetibe

Ny nofon’izy ireo dia hiala ao amin’ny Lot IPB 31 Bemasoandro Itaosy ny zoma 31 desambra amin’ny 12 ora atoandro ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR Joany Baptiste Faravohitra alohan’ny hanafenana azy ireo ao  Ikianja Ambohitromby.

« Fa izaho dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy » Salamo 73 : 28

Lire aussi