Publié le 27 janvier 2022
Tsy nanadino ny 13 may hatramin’izay Hatramin’ny taona 1973 ka hatramin’ny taona 2021 teo dia tsy nitsahatra nanatitra voninkazo teny amin’ny kianjan’ny 13 may i maître Olala. Isan’ireo mpitari-tolona tamin’ny taona 1973 izy. Nampidirina am-ponja noho izany izy sy ny namany. Danibe mpanao gazety sady mpaka sary, Mox Razafindramiandra , Zeze sy faratina mivady ary José (La Gazette sady mpampianatra), zanaky ny mpitolona maty tamin’ny 13 may 1972.
Vavolombelon’ny tantara ary marikin’ny tena fitiavan-tanindrazana ny tolon’ny 13 may 1972 taorian’ny tolona nataon’ny MDRM ny taona 1947.
RJB