La Gazette de la grande ile

RAKOTONDRALAMBO Félix

Publié le 15 février 2022

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAKOTONDRALAMBO Félix

Vady navelan’Itompokovavy Rasoamavo Beby Odette

Dia nodimandry ao amin’ny Tompo ny alahady 13 febroary 2022 teo amin’ny faha-93 taonany.

Hoy :

Ny zanany :

RAKOTONDRALAMBO Solofoniaina sy Vololomanitra

RALIMANGA Lala (Vady navelan’Itompokolahy RAKOTONDRALAMBO Andrianaina)

RAKOTONDRALAMBO Mamy sy Fara

RAKOTONDRALAMBO Andriantahina sy Voahangy

RAKOTONDRALAMBO Faly

RAKOTONARIVO Haja (Ara Mientana) sy Aly

Ny zafiny :

Aina sy Rina, Mialy sy Faly, Zoely, Naina sy Ryno, Soahary Ny Ony sy Rakoto, Tahiana sy Faniry, Mamin’nyAina sy Mirana, Merindahy sy Coralie, Koto sy Miora, Tefy, Miora

Ny zafiafiny :

Aiko, Tiahy, Kintana, Enea, Kaliana, Fitia, Tsihoarana, Toavina, Manankasina, Kaizen, Andrian’ny Soa, Iavian’ny Soa, Mahalala Ny Soa, Miantso Ny Soa, Irinà Tsifoina, Avana Anay, Ilias Mamiko, Soalian’ny Aina, Sahisoan’ny Aina, Koto

Ny iray tam-po aminy :

Andriatsarafara Jeannine, vady navelan’ I Ralambotahiana Désiré,sy ny zanaka aman-jafiny sy ny zafiafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Terak’Itpkl RANDRIANASY Denis Mpitandrina sy Itpkv RAZAIMANANA Elisabeth

Terak’Itpkl RAKOTONARIVO Mpitandrina sy Itpkv RABAKO Louise

Terak’Itpkl RANDRIANASY Edmond sy Itpkv RASOAPERLA Beby Claire

RAZAIARISOA Hélène (vady navelan’Itpkl RANDRIANANDRAINA Michel) sy ny zanaka aman-jafiny

Terak’Itpkl RAKOTONDRAOELINA sy Itpkl RASOPANGAMALALA Lucie

Terak’Itpkl RAMAHERIRARINY Christopher sy Itpkv RAMAVO Hélène

Terak’Itpkl RANDRIAMITANDRINA Jacques, Mpitandrina, sy Itpkv RASOAMANANIVO Emiliene

Ny havany

Terak’Itompokolahy RAKOTOMANGA Frédéric

Ny Fianakaviana manontolo.

Ny fiangonana

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Amboasarikely Fiadanana

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Filadelfia Antsirabe

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy Tsimahafotsy

Ny Fokontany Ambatolampy Commune rurale Ambatolampy Tsimahafotsy

Ny Fokontany SOAMALAZA Antsirabe

Ny Fokontany Ambatobe Antananarivo

Ny nofony dia niala tao an-tranony Antsirabe ex-garage Soamalaza (près Pharmacie du Vakinankaratra), ny alatsinainy 14 febroary 2022, tamin’ny 10 ora maraina.

Ho entina hivantana ao amin’ny tranony ao amin’ny Villa Mbinintsoa, lot AMP 473 Ambatolampy Tsimahafotsy. Hiala ao ny talata 15 febroary 2022 amin’ny 12 ora sy sasany,

Ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Kristy Fehizoro Ambatolampy alohan’ny anafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatobe Antananarivo.

“Efa niady ny ady tsara aho; Nahatanteraka ny fihazakazahako aho; Nitahiry ny finoana aho; Hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana, izay homen’ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin’izay andro izay. Ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra tia

ny fisehoany koa.” II Tim.4. 7-8

Lire aussi