La Gazette de la grande ile

Lava maso

Publié le 06 mai 2022

– Ao ihany, ve r’ise, Ingahindrina izay?

– Eny, tompoko!

– Mba saiky mila azy kely, r’ise, ny tenako!

– Mba miandry kely, àry, ianao fa hiantso azy vetivety aho!

– Mitady ahy, hono, ianao? hoy ny zandriny.

– INGAHINDRINA, tompoko, no tadiaviko fa tsy ianao!

– F’angaha izaho heverinao ho INGAHIANDEVO?

– ???

Lire aussi