La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 25 mai 2022

Lasa ny eritreritr’ity zaza teo am-pijerena ity rangahy lehibe iray.

– Hono ho’aho, tompoko, hoy izy, nny kelikely : inona no mahatonga ny volona ho tsosy, kanefa ny volombavanao mainty ?

– Ndry!… mandinika kosa ianao izany, anaka !… gaga ianao amin’ny voloko fotsy, nefa ny volombavako mainty ? Satria antitra kokoa ny voloko noho ny volombavako, anaka !

– Ahoana izany ?

– Tsotra foana : efa roapolo taona aho vao naniry ny volombavako, fa ny voloko koa matoa fotsy dia efa zokiny lavitra, satria vao teraka aho dia efa teo hatramin’ny naha-olombelona ahy !

– ???

Lire aussi