La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 07 juillet 2022

– Allô …! … Allô …! hoy ny antso an-telefaonina. Ao, va re, ingahy Razefa izay, azafady?

– Tsy ao izy, tompoko, fa LASA NANAO  DAOMY any Isotry!

– Fa iza io!

– Ny zanany, tompoko!

– Ka mba omeo, hoe, ny reninao!

– Tsy ato izy, tompoko, la LASA NANAO LÔTÔ any Ankadifotsy!

– Hay …! … Mba ilazao kely, àry, ry zareo rehefa tonga, fa NIANTSO TEO HONO, I PASTERA HOE!

– ???

Lire aussi