La Gazette de la grande ile

FILAZANA MANJO

Publié le 23 juillet 2022

Aminy alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo ny fahalasan’ny hava-malalanay SAHOLIMALALA CHANTAL LUCIA

Ny alakamisy 21 jolay 2022 rehefa nivahiny 41 taona teto an-tany.

Hoy

Ny vadiny :

RAHARIMANANTSOA LOVA NIRINA BORIS

Ny zanany :

– RAHARIMANANTSOA Koloina Eva Doris

– RAHARIMANANTSOA Kallen Manolo Mael Nathan

Ny reniny :

SAHOLIMALALA Marie Lucette

Ny iray tampo aminy :

– RAVAOARISOA Livatiana sy Herizo Achille ary ny zanany

– HAINGOARINIVO Nambinintsoa Larissa sy JAOVITA Jean Roddy ary ny zanany

– HASINARIMALALA Lucas Hubert

Ny rafozany :

– RAHARIMANANTSOA Hugues sy RAJERISON Beby

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

– RAVELOSON Naka sy RAHARIMANANTSOA Tsiry

Ny fianakaviana iray manontolo

Ny fokotany Ambohibao Antehiroka

Ny fokotany 67 ha sud

Ny EKAR Ste Germaine Ambatolampy

Ny EKAR Masindahy Joseph Anatihazo

Ny nofony dia andrasana

Ao amin’ny lot 043 D bis Ambohibao Mamamba ny alakamisy 21 sy zoma 22 jolay

Ao amin’ny logt 038 67Ha Sud ny Sabotsy

23 jolay sy Alahady 24 jolay

Ny fotoam-piavavahana ho fialantsasatry ny fanahiny dia ho atao ny Sabotsy 23 Jolay 2022 ao amin’ny Logt 038 67 ha aminy 02 ora sy sasany, ary hiala ao amin’ny Logt 038 67 ha Sud ny Alahady 24 Jolay amin’ny 01 ora atoandro, ho aterina eny amin’ny fasan-drazany Ambatofotsy Avaradrano.

« Raha izaho, dia ny miray amin’Andriamanitra no fahasambarako »

Salamo 73 :28a

Lire aussi