La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 10 août 2022

Tao am-pianarana :
– An’ise, ry Zefa, hoy Ramose, INONA AVY, MOA, NO ANARAN’NY TAOLANA AO ANATY LOHAN’OLOMBELONA ?
– (Inona avy tokoa, moa ?)
– Haingana ise e !
– Tena hoatry ny tsy tadidiko, Ramose a !
– Lesona vao omaly, anie, izany ry le-Zefa e !
– Ny “anaran’ny taolana ao anaty lohan’olombelona”, moa, izy teo, Ramose ?
– Eny ho’aho !
– Ary hoatry ny tsy tafavoakako, fa ao ANATY LOHAKO ao ihany ilay izy an !
– ???

Lire aussi