La Gazette de la grande ile

LAVA-MASO

Publié le 06 octobre 2022

Tena mafy, ry dada, izany asako izany kah !… tena tsy vitako kah !

– Fa ahoana e ?

– Tena tsy misy ffotoana ikofohana mihitsy, fa ao dia ao !… Marina tsy mahafaty am-pitsanganana mihitsy !

– Ka tantarao hoe !

– Vao maraina dia mitondra sobiky… dia fenoina vatokely… dia miloloha io sobika io miakatra izany tendrombohitra izany. Dia mitaona biriky indray, ka alahatra ao anaty kamiao. Rehefa voatatitra ireo biriky ireo, dia lsa indray maka fasika, dia… ! Reraka aho, kah!

– Tena mafy tokoa izany, leiroa !… Fa hoviana ialahy no niasa tamin’izany ?

– Mbola vao hanomboka amin’ny herinandro, kah!

– ???

Lire aussi