La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 27 octobre 2022

TSAROVY TSARA FA…

… Tsaratsara kokoa, mipipy alohan’ny hatoriana, toa izay, efa matory vao mipipy am-pandriana.

…Tsaratsara kokoa ny misaina, aloha vao miasa, toa izay miasa vao misaina.

… Tsaratsara kokoa ny ny mandidy pataloha hifanandrify amin’ny haben’ny fe, toa izay mandidy fe hifanandrify amin’ny pataloha.

… Tsaratsara kokoa, ny mamorona daomy hiandrasana faty, toa izay mamorona faty hiandrasana daomy.

Lire aussi