Publié le 15 novembre 2022
MAHAGAGA : Rehefa dinihina ny fitenenenana, dia misy zavatra mba mahatsikaiky ihany. Satria, jereo ange :
… TENY MISY : Mitomany valala
TENY TSY MISY : Mitomany valika
… TENY MISY : Adilahy politika
TENY TSY MISY : Adivavy politika
… TENY MISY : Mitady taolan-tehezana
TENY TSY MISY : Mitady taolan-dohalika
… TENY MISY : Afa-po
TENY TSY MISY : Afa-kibo
… TENY MISY : Olo-manga
TENY TSY MISY : Olona volomparasy
… TENY MISY : Kiraro mangata-paraky
TENY TSY MISY : Kiraro mangata-tsigara