La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 21 novembre 2022

Mpifamofo i Zefa sy Rabertine. Dia nifanao vazivazy. Vazivazim-pitiavana.

– Hono ho’aho, akia Chèrie ! … Tena tia ahy, moa, ialahy e ? hoy Razefa.

– Tena tiako, ialahy ! hy i Bertine.

– Hono ho’aho : Iza àry, no lehilahy, ka raha vantany vao mikasika anao fotsiny izy, dia MIHOROHORO sy MANGOVINGOVITRA ny any anatinao rehetra any ?

–  Ny MPANAO NIFY, fa iza indray ! hoy Rabertine … Sady nikakakaka izy.

… Saiky safotra i Razefa, nandre izany.

– ???

Lire aussi