La Gazette de la grande ile

LAVA MASO

Publié le 01 février 2023

An’ialahy, ry Zefa, hoy ity mpampianatra : firy ny 9×9 ?

– Izay vao tena hitako fa miha-antitra iaao, ramose !

– Antitra ahoana, leity a !

– Tena antitra ianao e !… very tadidy!… Vao aninkeo maraina anie ianao no nanontany izany dia tsy tadidinao sahady ve ?… Fa maninona raha soratana amin’ny taratasy kely, dia tehirizinao any a-paosina any. Amin’izay ianao dia tsy miverimberina manontany anay intsony e!

– Zaza adala tsy manjary ialahy !

-???

Lire aussi