La Gazette de la grande ile

Nomination du ministre des Mines : réticence du régime 

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Non classé

Pour la protection de son business !

Trafic d’or aux Comores : Le vol privé autorisé

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Divers

Les gouvernements malgache et comorienne refusent pratiquement de donner les informations nécessaires concernant les 49 kg d’or impliquant deux trafiquants […]

Faritra mena : Toerana tsy maintsy ialàna

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Antso avo no  nataon’ny Jeneraly Elaka, tompon’andraikitra voalohany ao anatin’ilay Rafitra natao hiahy ny voka-dratsy navelan’ny loza voajanahary na “BNGRC”

Faran’ny taona : Avelao hifaly na sahirana aza

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Hifarana ity ny taona, ary handray ny taona vaovao isika manomboka rahampitso sabotsy.

Inty sy Nday : Aleo ny ho avy no banjinina

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Anio zoma ny andro farany amin’ity taona 2021 ity.

Lahatenin’ny filoha : Mba mahalalà ihany menatra!

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Toa ireo filoham-pirenena sy filoham-panjakana maneran-tany dia hanao lahateny ho an’ny vahoaka entiny ihany ny koa ny filoha Malagasy Andry […]

Taona 2022 : Mbola ho ratsy ho an’ny sehatry ny fizahantany

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Sehatra iray heverina fa tena potika indrindra tao anatin’ny roa taona nisian’ny valan’aretina Covid-19 ny fizahantany.

Lava maso

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

– Mba nandre ilay lozam-pifamoivoizana teny amin’iny lalana mankany Antsirabe iny, ve ianao Ramose ?

Ny Andriana ANDRIAMBOLOLONA Ratovelosoa Henri

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Necrologie

FILAZANA MANJO : Amin’ny Finoana ny fitsanganana’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fahalasanan’ireo malalanay : Ny Andriana ANDRIAMBOLOLONA Ratovelosoa […]

Evenements : Les photos qui ont marqué l’année 2021

Publié le 31 décembre 2021 - Rubrique: Divers