La Gazette de la grande ile

INTY SY NDAY :Aza variana amin’ny adin’akoholahy re isika e !

Publié le 01 mars 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Isan’ny fialamboly nanana ny toerany teo amin’ny fiaraha-monina Malagasy ny adin’ombalahy sy ny adin’akoholahy.

Andry Rajoelina : Hovonoina toa an’i Kadhafi sy Saddam Houssein ?

Publié le 01 mars 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Heverina fa maro no mahafantatra izany Kadhafi sy Saddam Houssein izany, na ny tanora aza. 

Orin’asa Kraoma : Maika ny fanendrena tale jeneraly vaovao

Publié le 01 mars 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Orin’asa iray isan’ny mampiditra vola vahiny ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana nandritra ny ampolon-taonany ny orin’asa Kraoma. 

Oniversiten’i Toliara : Ho vita ao anatin’ny 3 andro ny lisitr’ireo misitraka ny vatsim-pianarana

Publié le 01 mars 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

 Omaly no tonga tany Toliara ny iraka manokana nalefan’ny fiadidiana ny repoblika sy ny delagasionina avy amin’ny ministeran’ny fampianarana ambony

CAF – Ahmad : Un signe qui ne trompe pas

Publié le 01 mars 2021 - Rubrique: Sport

A moins de deux semaines de l’élection du nouveau président de la Confédération Africaine de Football (CAF), le 12 mars prochain à […]