La Gazette de la grande ile

Inty sy Nday : Ny aretina mandindona, ny vidim- piainana miakatra hatrany

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Mbola tsy resy tanteraka ny aretina coronavirus “covid 19” dia indro fa mananontanona sy mandindona sahady ny “variant Delta”.

Orinasa Kraoma : Nisy nanodina ny karaman’ny mpiasa enim-bolana

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Namoaka vola nandoavana ny karaman’ny mpiasan’ny Kraoma mandritra ny roa volana indray ny fitondram-panjakana ny herinandro lasa teo.

Fampianarana : Iray volana ihany ny fialan-tsasatra lehibe

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Efa mikarakara ny fidiran’ny mpianatra amin’ny taom-pianarana 2021-2022 ny sekoly eto Madagasikara.

Fifamoivoizana Antsirabe : Baranahany tanteraka ireo fiara mifamezivezy

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Maro ny fiara mifamezivezy eto amin’ny faritra Vakinankaratra ary tsy mitsaha-mitombo isa izany isan’andro.

Lavamaso

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Sendra nivahiny tao amin’ingahy Razefa i Rabe.

Ouverture des frontières aériennes : Pour une égalité de traitement (4ème partie)

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: La une

A l’apogée de la pandémie actuelle, tous les vols nationaux et internationaux ont été interdits.

Caricature : Tsy mifendro

Publié le 01 juillet 2021 - Rubrique: Divers