La Gazette de la grande ile

Raharaham-pifidianana : vonona hanampy an’i Madagasikara ny PNUD

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Hiroso amin’ny fandrafetana ifotony ny lisitry ny mpifidy (refonte de la liste electorale) ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (Ceni) […]

Lalampirenena : Tsy hisy lavadavaka intsony afaka enim-bolana

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Nanambara tamim-pahasahiana teo anoloan’ny Solombavambahoaka ny minisitry ny asa vaventy,  Jerry Hatrefindrazana, fa manomboka ny taona 2023 dia tsy hisy […]

Antenimierandoholona : Nanampy trotraka ny fahasahiranam-bahoaka

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Omaly alakamisy no nanomboka nanao ny tatitry ny asa nataony nandritra ny herin-taona teo anoloan’ny Loholon’i Madagasikara tetsy amin’ny Lapan’ny […]

Tsy mifendro

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Caricature

Volamena : Ny anaty vody hita fa ny anaty birao tsy hita

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Mbola mitàna ny sain’ny mpanara-baovao, ankehitriny, ny raharaha fanjavonana volamena 36 kilao tao amin’ny ministeran’ny harena an-kibon’ny tany sy ny […]

LAVA MASO

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: Gazetin'ny nosy

Aretin-dramatoa Rabertine ny mampitombo resaka, izay efa itenenan’ny vady aman-janany azy matetika. Indray andro, nisy vahiny tao amin-dry zareo. Nihetsika […]

La mauvaise foi : Conjuguée au plus-que-parfait

Publié le 01 juillet 2022 - Rubrique: La une