Trafic d’or et de devises : Rajiv Kalidas pointé du doigt !

Les signes extérieurs de richesse serviront-ils enfin de base pour le fisc ? Cette disposition a longtemps figuré dans le code général des impôts, mais jamais il n’a été appliqué. Lire la suite...

Accueil

Honorine Beby RAZANATSEHENO teraka RATSISALOVANINA

Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay ny fodiamandrin’ny malalanay :

Honorine Beby RAZANATSEHENO teraka RATSISALOVANINA

(Vady navelan’Itompokolahy Henry Richard RAZANATSEHENO)

Tamin’ny Alarobia 24 May 2017

Hoy :

Ny zanany :

Atoa Marcel RAMANANDRAIBE

Rtoa Yolaine RAKOTOMANGA

Rtoa Annick RAZANATSEHENO sy Gérard SAÏSSE

Rtoa Nancy RAZANATSEHENO

Rtoa Mirella RAZANATSEHENO

Ny zafiny :

Sandra sy Hery RANJEVA, Alexia sy Satrana RABEARIVELO, Stéphanie RAMANANDRAIBE, Lova sy Mihary RAKOTOMANGA, Faly RAKOTOMANGA, Tony RANAIVO, Stéphanie sy Yann Kevin ANDRIAMAMPIANINA, Bruce RATOVO, Bryan RATOVO

Ny zafiafiny :

Andryan RABEARIVELO, Mitondra RAKOTOMANGA, Harena RAKOTOMANGA, Océane ANDRIAMAMPIANINA, David ANDRIAMAMPIANINA

Ny taizany :

Monica sy Andrianaina RAJAONARISON ary Cédric zanany

Nick ANDRIAMALALA RAJAONARISON

Francia RAJAONARISON

Ny iray tampo aminy :

Ny Terak’Itpkl Henri RAMAMONJY-RATRIMO sy Itpkv Céline RATSISALOVANINA

Ny Terak’Itpkl Paul RAKOTOASIMBOLA sy Itpkv Aimée RATSISALOVANINA

Ny Terak’Itpkl Paris RATSISALOVANINA sy Itpkv Olga RAJAONARIVELO

Atoa Parfait RALAMBOSON sy ny zanaka aman-jafiny

Rtoa Jeanne RATSIRAHONANA RATSISALOVANINA sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan’Itpkl José RATSISALOVANINA sy ny zanaka aman-jafiny

Atoa Longin RAFIDIARIMANDA

Ny Terak’Itpkl Edmond RANAIVOARIVONY sy Itpkv Louise RASOARISEHENO

Ny Terak’Itpkl David RAVALOSON sy Itpkv Louise RAZAFINANAHARY

Ny Terak’Itpkv Yvonne Zo RATSIMBA

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

Ny Terak’Itpkl RAJAONARISON sy RANOROVELO Clotilde

Atoa Célestin RAZANATSEHENO mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Atoa ANDRIAMAHEFA Landry sy ny zanaka aman-jafiny

Rtoa Marthe RANOROVELOARITSEHENO sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan’Itpkl Romuald RAZANATSEHENO sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Terak’Itpkv Seheno RAZAINOROVELO

Ny Terak’Itpkl Rodolphe RAZANATSEHENO

Atoa Bruno RAZAFINDRAMORA mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Atoa Josoa ANDRIAMANANTENA mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Terak’Itpkl Espérat RAMIARA

Ny havany

Ny Taranak’i ANDRIATSILAVINANDRIANA

Ny Taranak’i RAINITOMPONIERA

Ny Terak’i RAINILAIARIVONY sy Be RASOANALIANA

Ny Taranak’i RAINIMANONJA

Ny Taranak’i RAINIMIARAMILA

Ny Taranak’i RANDRIAMIHANJA

Dokotera RANDRIAMIHAINGO Aurélien mivady sy ny zanany

Ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambonin’Ampamarinana

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Analamahitsy Tanàna

Ny Fiangonana FJKM sy ECAR Masoandro Imerimandroso

Ny Fiangonana FJKM Ambohimanoa Betesda Alasora

Ny Fiangonana FJKM Fenoarivo

Ny Fiangonana FJKM Anosy Avaratra

Ny Fokontany Analamahitsy Tanàna

Ny nofony dia hiala ao amin’ny fonenany Villa « Ny Fahasambarako » Ambohitsara Analamahitsy ny Asabotsy 27 May 2017 amin’ny 12 ora atoandro ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambonin’Ampamarinana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasany ao amin’ny « Cimetière Anjanahary ».

« …Dia hitoetra ao an-tranon’i Jehovah andro lava aho » Sal. 23-6

TSY MISY FIARETAN-TORY – TSY MISY VONINKAZO

Ity no solon’ny fampandrenesana