Trafic d’or et de devises : Rajiv Kalidas pointé du doigt !

Les signes extérieurs de richesse serviront-ils enfin de base pour le fisc ? Cette disposition a longtemps figuré dans le code général des impôts, mais jamais il n’a été appliqué. Lire la suite...

Accueil

RAJAONANAHARY Max Olivier

Isaoranay an’Andriamanitra ny nanomezany anay an’i Itompokolahy

RAJAONANAHARY Max Olivier

(PAOiste Le CITOYEN)

Nandritra izay 56 taona izay

Hoy

Ny vadiny : RAVEROMALALA Geneviève

Ny Zanany :

RAJAOLALA Mino Tendresse

RAJAOLALAFANIRY Wold Ulrich mivady

RAJAOLALA Nomena Tenderness Wisdom

Ny Zafiny : Tendry, Niavo

Ny Rafozany : RAZAFIMBAHY

Ny iray tampo aminy :

- RALANDY HERIFETRA Marc mivady sy ny zanany aman-jafiny

- RALAMBO JAOLALA Martial mivady sy ny zanany aman-jafiny

- RAKOTOARIMANANA Thomas mivady sy ny zanany aman-jafiny

- RALEVA Hugues Eugène mivady

- RAJAOHERINANAHARY Rivo Martin mivady sy ny zanany aman-jafiny

- RAZAFIARISON Marie Hery Fanilo mivady sy ny zanany aman-jafiny

- RANDRIANARIVONY Mamitiana mivady sy ny zanany

- Vady navelan’ny Itompokolahy RAKOTONAVALONA Samson Tiana sy ny zanany aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny

Ny fianakaviana iray manontolo

Ny mpiara miasa aminy tao amin’ny TRIBUNE Madagascar - La Gazette de la Grande Îles - La Vérité – Matin - Le Citoyen - Akon’ny Madagasikara

Ny Fokontany Ambanilalana

Ny Fokontany Amberivatry

Ny Fokontany FIATA Tsaralalàna

Ny Fokontany Tongarivo Tanjombato

Ny Fiangonana EKAR St Michel Itaosy

Ny nofo mangatsikany dia entina hiala ao amin’ny tranony Lot IPN 66 Ambanilalana ny Alarobia 28 Jona 2017 amin’ny 1ora ; ary ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EKAR St Michel Itaosy mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Tongarivo Tanjombato.

« Na mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, tsy misy loza atahorako, fa Ianao no eo amiko » (Sal : 23 :4)